Article

Concert Acoustik – Steph Rambi

Par

Publiรฉ le

Te hihaona aminareo izahay !
Te hanolotra mivantana anareo ity Gazetibokintsika ity. Te hitondra fanazavร na misimisy ary indrindra te hizร ra fifaliana fotsiny ๐Ÿฅณ ndaooo!

Raha manana fanontaniana ianao momba ny Gazetiboky Fahano, dia amin’io ny fotoana; Raha tsy sahy mametraka fanontaniana, dia efa misy mpanao gazety ho avy rahateo ao ka angamba mety hapetrany ilay fanontaniana manitikitika anao dia voavaly ihany !!
Rahovianaโ“ Manomboka androany hatramin’ny 3 Febroary dia mividiana Gazetiboky fahano iray dia MAHAZOA Fanasร na iray.
Eny tompoko, Fahanp 1 = Fanasana 1 = 7.000 Ariary
Talata 4 Febroary izao manomboka amin’ny 11 Oraety amin’ny foibe 3M Ambatoroka
Jifao dieny izao ary ny gazetibokinao/toeranao o!!!!

  • Liste item 1
  • Liste item 2


Autres articles