Podcast

Fahamarinana iainana – Genesisy 1:1

Intervenant :

Par

Publié le

Ny Genesisy 1:1 no hojerentsika androany ka ny fahamarinana izay hitantsika ao anatin’izany dia hoe Mpanjakan’ny zava-boahary Andriamanitra! Raha mety ianao dia makà toerana milamina tsara handinika sy hihaino ity fampianarana ity ka rehefa izany dia mivavaha mba ahafahanao miaina izany! Manasa anao hatrany hanaraka mivantana ny fandaharana Fahamarinana iainana ao amin’ny Radio Vaovao Mahasoa 106.8…

3M Publishing
3M Publishing
Fahamarinana iainana – Genesisy 1:1
Loading
/

Ny Genesisy 1:1 no hojerentsika androany ka ny fahamarinana izay hitantsika ao anatin’izany dia hoe Mpanjakan’ny zava-boahary Andriamanitra!

Raha mety ianao dia makà toerana milamina tsara handinika sy hihaino ity fampianarana ity ka rehefa izany dia mivavaha mba ahafahanao miaina izany!

Manasa anao hatrany hanaraka mivantana ny fandaharana Fahamarinana iainana ao amin’ny Radio Vaovao Mahasoa 106.8 MHz isan’andro amin’ny 5:45 maraina.


Autres podcasts