Votre panier est actuellement vide !

Ny fahamarinana ao amin’ny Lioka 11:4 dia ny Toe-panahy mahay mamela heloka.
Aza hadinoina fa mbola mitohy hatrany ny fandaharana Fahamarinana iainana izay mandeha amin’ny Radio Vaovao Mahasoa 106.8 MHz isan’andro amin’ny 5:45 ora maraina.
Tombony lehibe ho antsika ny fananana izany fandaharana izany izay mitondra fampaherezana avy amin’ny tenin’Andriamanitra.
Truth For Life with Alistair Begg izay inoanay fa manampy amin’ny fitomboana ao amin’i Kristy sy ny teniNy ary indrindra ny iainana izany andavanandro no nadika tamin’ny fiteny Malagasy.