Podcast

Fahamarinana iainana – Matio 11:28

Intervenant :

Par

Publié le

Ny Fanasana ambonin’ny fanasana rehetra – Matio 11:28 Isaky ny alakamisy dia arahintsika eto amin’ny pejy ny fandaharana 𝑭𝒂𝒉𝒂𝒎𝒂𝒓𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒂𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂 izay mandeha amin’ny Radio Vaovao Mahasoa 106.8 MHz isan’andro amin’ny 5:45 ora maraina. Mahafaly anay ihany koa ny mampandre antsika fa misokatra ny chaine Youtube https://www.youtube.com/@fahamarinanaiainana1 ho antsika izay tsy afaka maheno ity fandaharana amin’ny onjam-peo ity ka…

3M Publishing
3M Publishing
Fahamarinana iainana – Matio 11:28
Loading
/

Ny Fanasana ambonin’ny fanasana rehetra – Matio 11:28

Isaky ny alakamisy dia arahintsika eto amin’ny pejy ny fandaharana 𝑭𝒂𝒉𝒂𝒎𝒂𝒓𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒂𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂 izay mandeha amin’ny Radio Vaovao Mahasoa 106.8 MHz isan’andro amin’ny 5:45 ora maraina.

Mahafaly anay ihany koa ny mampandre antsika fa misokatra ny chaine Youtube https://www.youtube.com/@fahamarinanaiainana1 ho antsika izay tsy afaka maheno ity fandaharana amin’ny onjam-peo ity ka manasa anareo izahay hitsidika izany.

Aza hadinoina ny mi « s’abonner » amin’ity chaine Youtube ity !!!!


Autres podcasts